Teny iditra (1/2) | 1 miahana |
Fototeny | 2 ahana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mijanona: Niahana taiza ianareo nony avy any Toamasina? [1.1] 5 mijanona, mitsahatra [Sihanaka] [1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to hesitate suddenly, to falter, to pause; to lean or depend upon another. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 s’arrêter: Niahana tampoka izy nony tonga aho (Il s’est arrêté subitement lorsque je suis arrivé) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 miahàna |
Fototeny | 13 ahana |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miahana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 18 mahaina, mahiaña, manahia, manaiha, miahana, miahàna, mahaina, mahiaña, manahia, manaiha, miahana, miahàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |