Teny iditra miahiahy (ahiahy (ahy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitorotoroka olona ao an-tsaina ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao velively aho saingy nisy porofo hitako ka voatery hitory anao aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be distrustful, to be suspicious. [Richardson 1885]
 to worry, to be suspicious [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay avoir de l'inquiétude, des soupçons [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
miahiahy
niahiahy
hiahiahy
Ohatra Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [Andraina: Mitaraina, takila 121]
Teny nalaina 

2013/04/11