Teny iditra miahoaho (ahoaho)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Tia tena loatra, manao mamifovelona, mitompo teny fantatra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be dull, stupid, silly, half-witted. See ahonahona. Said to be obsolete now. [Richardson 1885]
Endriteny  
miahoaho
niahoaho
hiahoaho
miahoahoa

2010/05/06