|
|
|
|

Teny iditra1  miahoaho
Fototeny  2  ahoaho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Tia tena loatra, manao mamifovelona, mitompo teny fantatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be dull, stupid, silly, half-witted. See ahonahona. Said to be obsolete now. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  miahoaho, mihoahoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20