Teny iditra miahotra (ahotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijanona tampoka eo am-pandehanana na eo am-panaovan-javatra: Niahotra aho raha nahare ny feon' i dada tao an' efitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To pause, to come to a stand, to halt. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miahotra
Ny lasa : niahotra
Ny hoavy : hiahotra
Filaza mandidy : miahora

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20