Teny iditra miaiky (aiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra
¶ Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to confess, as sins or faults, to acknowledge. [Richardson 1885]
 to give in, to confess [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se rendre, avouer, confesser [Hallanger 1974]
Endriteny 
miaiky
niaiky
hiaiky
miaike
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2010/05/14