Teny iditra |
miaiky
(aiky)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To confess, as sins or faults, to acknowledge. [1.2]
|
| To give in, to confess [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Comme mieky
[1.3]
|
| Se rendre, avouer, confesser [1.8]
|
Ohatra | vaky lainga, izany hoe ataon'ny fiainana eto an-tany miaiky fa resiny.
[2.313]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miaiky |
Ny lasa : |
niaiky |
Ny hoavy : |
hiaiky |
Filaza mandidy : |
miaike |
|
Kamban-teny |
|
|