Teny iditra miainaina (ainaina (aina))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [ miaiñaina ] [Bezanozano] miemponempona [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Provincial] to catch one's breath, to breathe feebly [Richardson 1885]
Ny bikany  
miainaina
niainaina
hiainaina

Teny iditra miainaina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsileo] Omby bikana tsy dia matavy loatra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/18