Teny iditra miainginaingina (ainginaingina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka tsy marin-toerana tsara eo ambony zavatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be seated on an elevated place. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Etre perché, juché en haut [Abinal 1888]
Endriteny 
miainginaingina
niainginaingina
hiainginaingina
miainginaingèna

2013/09/05