Teny iditra miakanga (akanga)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mianatra ho fetsifetsy, manao teti-dratsy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to go about like the guinea-fowl. (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny  
miakanga
niakanga
hiakanga

2010/05/06