Teny iditra | miakoako | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mibadabada fiteny, miambakambaka [1.78] | |
Teny iditra | miakoako | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Badalela: Tsa mba misy mazava aba ny raha taroñin'iñy lihilahe iñy fa miakoake loatse i ko save mikorontaña ny oña (Tsy mba misy mazava ranona ny zavatra lazain'iny lehilahy iny fa badalela loatra izy any ka mikorontana ny olona) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |