|
|
|
|

Teny iditra1  miala vonkina
Singan-teny  2  miala, vonkina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mamono, na tezitra ka miteny mafy sy manaram-po izaitsizy amin' izany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#857] se donner du mouvement, détendre les nerfs
agir de toutes ses forces, décharger sa colère sur quelqu'un
Ohatra  6  Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina! [2.528#90]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17