Teny iditra mialahilahy (ialahilahy (ialahy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao ialahy olona: Nahoana no mialahilahy kanefa tsy tezitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tutoyer [1.3, 1.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mialahilahy
Ny lasa : nialahilahy
Ny hoavy : hialahilahy
Filaza mandidy : mialahilahia
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09