Teny iditra mialakaforo (alakaforo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mikiribiby: Mialakaforo izy raha manao zavatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be desperate on account of abject poverty; to be stubborn or inflexible, as a criminal who has lost all hope. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   s'opiniâtrer, persister: Mialakafora ao an-trano izy raha mitaky vola (Il reste opiniâtrement dans la maison lorsqu'il réclame une dette) [Abinal 1888]
Endriteny  
mialakaforo
nialakaforo
hialakaforo

2013/04/11