Teny iditra | 1 miala rivotra |
Singan-teny | 2 miala, rivotra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mihataka amin' ny rivotra iainana andavanandro -- miala amin' ny trano fonenana misy mosavy nataon' olona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to take exercise for the purpose of getting fresh air. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |