Teny iditra | miala salohy fito | |
Singan-teny | miala ; salohy ; fito | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mihataka tora-defona betsaka alefan' ny olona iray na alefan' ny olona maro Miala tsiny be dia be [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08 |