Teny iditra | 1 miala sasatra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] maka aina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to rest from fatigue, to refresh one's self when weary or tired. 5 [1.7] to rest |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.5] se reposer, s'arrêter 7 [1.8] se reposer |
Ohatra |
8 [2.324] Nilentika ny masoandro, ka nanapa-kevitra izy rehetra, fa hanao sakafo sy hiala sasatra eo, vao manohy ny diany. |
Singan-teny | 9 miala, sasatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |