Teny iditra | 1 miala vonkina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mamono, na tezitra ka miteny mafy sy manaram-po izaitsizy amin' izany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#857] se donner du mouvement, détendre les nerfs agir de toutes ses forces, décharger sa colère sur quelqu'un |
Ohatra |
5 [2.528#90] Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina! |
Singan-teny | 6 miala, vonkina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |