|
|
|
|

Teny iditra1  mialimbolo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Miotrika ao anaty lavaka: Akondro masaka ifotony ve itony anao itony? -- Tsia, akondro nialimbolo ireny
Fototeny  4  alimbolo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mialimbolo io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11