Teny iditra mialina (alina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maharitra mandritra ny fotoana elaela: Efa nialina andro io laoka io ka simba ~ Hena mialin-taona no hanina amin' ny Fandroana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to partially penetrate
¶ to remain a night before being used, as mud for making walls, etc. [Richardson 1885]
Endriteny 
mialina
nialina
hialina
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mialina (alina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] matory andalana mandritry ny alina maromaro [Rakotosaona 1972]
 Miasa alina, mandany ny alina miasa: Nialina izy vao nahavita io zaitra io
¶ Misakafo hariva: Tamin' ny sivy izahay vao nialina omaly
¶ Mihinana (zavatra hafa noho ny vary) amin' ny hariva, amin' ny alina: Mialim-bomangary zareo ato atsimo. [Rajemisa 1985]

2013/04/11