|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mialina
Fototeny  2  alina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Maharitra mandritra ny fotoana elaela: Efa nialina andro io laoka io ka simba ~ Hena mialin-taona no hanina amin' ny Fandroana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to partially penetrate
to remain a night before being used, as mud for making walls, etc.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9  mialina
Fototeny  10  alina
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Sihanaka] matory andalana mandritry ny alina maromaro
13  [1.1] Miasa alina, mandany ny alina miasa: Nialina izy vao nahavita io zaitra io
Misakafo hariva: Tamin' ny sivy izahay vao nialina omaly
Mihinana (zavatra hafa noho ny vary) amin' ny hariva, amin' ny alina: Mialim-bomangary zareo ato atsimo.
Ohatra  14  Amin' ny Betsileo ny kanakana mialina no ataony hanim-py malaza. [1.437#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  18  alaminy, amilian, amilina, ialinam, ilamina, lamainy, limaina, maiñila, malaiñy, mialañy, mialina, namilia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21