Teny iditra |
mialo
(alo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra hafatra: Moa ve efa nisy nialo ria tenin' ny Filohan' ny Nosy? Manatsoboka ao anaty ro: Mbola kely loatra ny zandrinao, ry Soa, ka alaovy ny sotrony dia aoka ianao no hialo ny variny ao anatin' ny ro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To moisten, as in alozina
To remove provisions, as in alozina, and place in the hands of inferiors
To carry messages from one to another. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Servir d'intermédiaire, communiquer un message [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mialo |
Ny lasa : |
nialo |
Ny hoavy : |
hialo |
Filaza mandidy : |
mialoza |
|
|
Teny iditra |
mialo
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Mifanandro [1.78]
|
|