Teny iditra | 1 mialoha |
Fototeny | 2 loha |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to precede, to go before. 6 [1.7] to go before, to precede; beforehand |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] précéder; avant, à l'avance |
Ohatra |
8 Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324] 9 Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny mialoha io |
Fivaditsoratra | 19 alamohy, alohaim, amolahy, himaloa, himaola, holamai, ialoham, ilamaho, ilamoha, ilaoham, iloaham, iolaham, mahailo, mahaoly, mailaho, mialoha, miloaha, miolaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |