Teny iditra | 1 miambakavaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miambatrambatra na miakanakana eo am-pitenenana: Miambakavaka izaitsizy Rakoto rehefa miteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to stammer, to be at a loss for words |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] parler d'une façon embrouillée, balbutier |
Fototeny | 6 ambakavaka |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 miambakambaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |