Teny iditra | 1 miamboho |
Fototeny | 2 voho |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manatodika ny lamosina any amin' ny...: Miamboho olona Mandositra: Nodorambelona ireo niamboho fahavalo Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin' ny taona... no niamboho ny mpanjaka Ra... |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to turn the back on; to die (of the (sovereign) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] tourner le dos; mourir (en parlant du souverain) |
Ohatra |
7 Vao re fa niamboho Radama, dia namonjivonjy nibory daholo ny olona, sahala amin' ny mahazatra. [2.472] 8 Ary raha miamboho iny mpanjaka mpandova iny, ka misy mandova kosa aly aoriana ary aseho amy ny ambaniandro, aseho Andohalo: [2.48] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny miamboho io |
Fivaditsoratra | 20 ambohoim, ihomboam, miamboho, mihomboa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |