Teny iditra miampanampana (ampanampana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana anglisy to grope [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay tâtonner; tituber [Hallanger 1974]
 vasciller, être étourdi, voir trente-s [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Endriteny 
miampanampana
niampanampana
hiampanampana
Ohatra — Ny ahy efa niampanampana mihitsy, hoy Ramatoa Razafy, sady loky izy. [Rajaonarivelo: Bina, takila 79]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31