|
|
|
|

Teny iditra1  miampatra
Fototeny  2  ampatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandry mitsotra na mivalandotra tsy mahahetsika: Miampatra ao an-tokotany ao ilay marary
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be stretched out as the limbs; to lie stretched out as a corpse; to stretch one's self out.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] S'étendre, être étendu, s’allonger, être allongé: Niampatra eo am-parafara ny fatiny (Son cadavre est étendu sur le lit
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny miampatra io

Fivaditsoratra  13  mampaitra, miampatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11