|
|
|
|

Teny iditra1  miampirina
Fototeny  2  ampirina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mifitsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao izy fa matahotra an-drainy, hono
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to act like a fish, to be like a fish in going to the side of a room.
Ohatra  6  Rehefa vita sakafo, dia miampirina maka toerana an-trano daholo indray. [2.245#]
7  Ny antonona sy mety dia ny mahay mitsara tena sy miampirina amin' ny toerany eo anoloan' ny hafa. [2.296#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  miampify

Fivaditsoratra  13  ampirimany, ampirimina, iampiriman, miampirina, niampirima

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21