|
|
|
|

Teny iditra1  miana-kendry
Singan-teny  2  mianaka, hendry
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  olona kevokevoka sy dedaka ka na ny zavatra tsy tokony hataony aza dia ataony [1.1]
Ohatra  5  Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/28