Teny iditra | 1 mianaka |
Fototeny | 2 anaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Teny enti-milaza ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-dreny sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha ianareo mianaka hoy Rakoto tamin' ilay mpampianatra sy mpianatra niaraka taminy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] used in speaking of parent (father or mother) and child. If there are two or more children with the parent, the word telo, etc., is added, as telo mianaka, etc. 6 [1.7] to be together as parent(s) and child(ren) tèlo mìanaka: parents and one child; and so on according to the number of the children |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.54] être parents et fils 8 [1.8] parents et enfants (s) ensemble, tèlo miànaka: parents et un enfant; et ainsi de suite selon le nombre d'enfants |
Ohatra |
9 Nony tonga teo izy telo mianaka dia hatairana moa zany! [2.324] 10 Ry Katy mianakavy no mba mpamangy azy mianaka. [2.470] 11 Raha tsy izahay efa-mianaka no indray nanosika tsy nahasokatra azy. [2.471] 12 Ka iza no tianareo mianaka amin' ireto? [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny mianaka io |
Fivaditsoratra | 20 amaikan, amakany, amakian, kiamana, makiana, manaika, maniaka, miakana, mianaka, namaika, Namakia, namakia-, namiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |