|
|
|
|

Teny iditra1  miandahy miambavy
Singan-teny  2  miandahy, miambavy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy na ny vehivavy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] men and women together
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] hommes et femmes ensemble
7  [1.5#180] hommes et femmes qui travaillent ensemble
Ohatra  8  Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07