|
|
|
|

Teny iditra1  miandalana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  andalana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Mandeha manaraka ambaratonga: Tokony hatao miandalana ny fampianarana ny ankizy
Tsikelikely: Mihatsara miandalana ny marary
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.2] to increase or diminish by degrees, to increase or decrease gradually, to abate gradually; to be arranged, to be in order.
13  [1.7] to increase by degrees; by degrees, as one goes along
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3#38] se ralentir, diminuer, augmenter graduellement, être par rangées
15  [1.8] changer petit à petit; chemin faisant; en cours de route
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny miandalana io

Fivaditsoratra  17  iandalanam, manadilàna, manadilana, miandalana, nanaladiam

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22