Teny iditra |
miandalandalana
(andalandalana (andalana))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandalandalana ny manavy [1.1]
|
Ohatra |
1 | Miandalandalana ny tazo (La fièvre diminue petit à petit)
[1.3]
|
2 | Tany am-pony kosa, ilay ratra tsy fidiny no nandò miandalandalana ny fifaliany!
[2.499]
|
3 | Ary ny manatona azy sy ny mivavaka aminy sy ny manatitra zavatra aminy izay asainy atao dia tonga fanaon' ny olona miandalandalana, dia tonga fanaon' ny olon-drehetra.
[2.296]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miandalandalana |
Ny lasa : |
niandalandalana |
Ny hoavy : |
hiandalandalana |
Filaza mandidy : |
miandalandelàna |
|
|