Teny iditra miandevo (andevo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mietry, mandrorona, midina: Miandevo fanahy
¶ Enti-milaza olona roa miaraka ka ny iray andevo: Lasa nivoaka izy miandevo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy pronounced miondevo. To be in the relation of owner and slave; to act like a slave. [Richardson 1885]
Endriteny 
miandevo
niandevo
hiandevo
miandevoza

2013/04/12