Teny iditra miandry an-drazaka tsy hivalana (andry, any, razaka, tsy, valana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy miandry olona ela dia ela, miandry olona tsy ho tonga na tsy hanao zavatra nandrasana taminy [Rajemisa 1985]

2009/11/07