Teny iditra | 1 miandry fototr' aretina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] miandry zavatra tsy fantatra izay ho vokany, miandry ela be |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to wait about for some uncertain event, or for the arrival of some one of whose coming there is no reasonable expectation. |
Singan-teny | 5 miandry, fototra, aretina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |