Teny iditra | 1 miandry kendry tohina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy |
Singan-teny | 4 miandry, kendry tohina |
Tovy hevitra | 5 miandry vava latsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |