Teny iditra miangano (angano)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milaza angano
¶ Mihaitraitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to trifle, to trifle with one, to waste one's exertions on things of no importance. [Richardson 1885]
Endriteny 
miangano
niangano
hiangano
mianganoa

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19