Teny iditra miangeso (angeso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miseho ho fatra-panao mihoatra ny mety, amin' ny fiteny na amin' ny fihetsika na amin' ny fitasana [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
miangeso
niangeso
hiangeso
miangesea

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31