Teny iditra miangitrangitra (angitrangitra (angitra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manda tsy hanao na manao an-kalainana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to frisk about, to be gay, to be conceited. [Richardson 1885]
Haiendriteny 
miangitrangitra
niangitrangitra
hiangitrangitra
miangitrangira

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31