Teny iditra | 1 mianjonanjona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miavonavona miharo hatezerana aseho amin' ny filanjalanjana loha |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be extremely haughty and scornful 5 [1.7] to act or walk haughtily |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] avoir une démarche, des manières hautaines |
Fototeny | 7 anjonanjona |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mianjonanjona io |
Fivaditsoratra | 12 ianjonanjonam, mianjonanjona, mijanonjanona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |