Teny iditra miankany (ankany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Sihanaka] Mifanditra [1.78]
  [Tanala] Mifanditra, mitohika: Olo miankany tao ka sahiraña fahatane (olona mitohika foana ka sahiram-potsiny) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy To dispute; to seek a quarrel. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miankany
Ny lasa : niankany
Ny hoavy : hiankany
Tovy hevitra miankane

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11