|
|
|
|

Teny iditra1  miankavia
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.5] aller à gauche
Ohatra  4  [2.471] Saingy ny tandrimo dia mihodina miankavia na miankavanana ihany fa izy kosa sady miankavia no miankavanana:
Fototeny  5  havia
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tohi-kevitra  9  miankavanana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  anakiviam, manakivia, mianakavy, miankavia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21