Teny iditra | 1 mianoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao zavatra na mihinana miadana tsara sy amim-pankafizana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be slow, to move along leisurely; to suck in perfect contentment. |
Fototeny | 5 anoka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 amaniko, animako, ikaonam, kamoina, manaoky, manioka, mañoaky, mianoka, mikaona, namioka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |