Teny iditra | mianotra (anotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao dia miverina, mihemotra mankany aoriana nefa mitodika atý aloha ihany ny loha [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To move backwards, to back as a horse, to backslide. [1.2] | ||||||||
To back up [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Reculer [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | amitrano, manoitra, mianotra, mita rano, mitarona, rano maty, tanimora, tany mora |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |