|
|
|
|

Teny iditra1  mianotra
Fototeny  2  anotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao dia miverina, mihemotra mankany aoriana nefa mitodika atý aloha ihany ny loha
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to move backwards, to back as a horse, to backslide.
6  [1.7] to back up
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] reculer
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  amitrano, amoritan, anirotam, anoritam, manoitra, manorita, mianotra, mita rano, mitarona, namoatry, namoitra, namorita, natoriam, niraotam, niroatam, rano maty, tamorain, tanimora, tanoraim, tany mora

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21