Teny iditra | 1 miañotse |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mandeha ivoho, mihemotra: Terae-miañotse koa zaza tsa ho vañona (Deraina vao mihemotra toy ny zaza tsy ho vanona) |
Fivaditsoratra | 4 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |