Teny iditra miantitra (antitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaraka hatramin' ny fahanterana: Hoentinao miantitra mihitsy io kilema io raha tsy fongorinao dieny izao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miantitra
Ny lasa : niantitra
Ny hoavy : hiantitra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05