|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miantoana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  antoana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Mifanao ambaratonga, mifanao ambony sy ambany: Misy rihana hatramin' ny indimy miantoana ilay trano be etsy avaratray etsy
Mifanarakaraka: Asa intelo miantoana no tokony hatao raha hanao zavatra: mandinika mandahatra Izay hatao sy hanaovana azy ary mikatroka
(Marihina fa amin' ny mahamatoanteny ampiasaina toy ny anarana an' itý teny itỳ, dia tsy mba ny isa tantra (dimy, telo,...) no ampiasaina fa ny mpamaritra (indimy, intelo..,) tahaka izany koa ohatra ny hoe "mandingana": Mandrosoa intelo mandingana ~ Intelo miantoana ny fangatahana vao tonga any amin' ny fivondronana)
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] to advance by gradation.

Teny iditra (2/2)12  miantoàna
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantoana [Fitanisana]
Fototeny  14  antoana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]

Fivaditsoratra  17  amotanany, iantoanam, maty noana, miantoana, miantoàna, namitanao, nanamaito, nitamoana, nitaomana, notamanai, tamanaino, tamaninao

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10