Teny iditra miantoandro (antoandro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana frantsay être midi, faire grand jour [Beaujard 1998]
Endriteny 
miantoandro
miantoandron'
miantoandron-
miantoandrom-
niantoandro
niantoandron'
niantoandron-
niantoandrom-
hiantoandro
hiantoandron'
hiantoandron-
hiantoandrom-
Ohatra Kay mba nalaky niantoandro ny andro (Ça alors, le grand jour vient bien vite aujourd'hui) [Beaujard 1998]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31